Tily eto Madagasikara
Taripanofanana

Tongasoa Bienvenue Welcome

Ny taripanofanana Tily eto Madagasikara na TPTEM dia isan'ireo mpikambana mpanabe mpikambana mpanabe eo amin'ny sehatra nasionaly. Miorina eto anivon’ny Tily eto Madagasikara ny Taripanofanana Tily eto Madagasikara (TP/TEM).

Sata MTEM and 16; 45 ;90

Ny Taripanofanana dia fitaovana iray entina mamaly sy manatanteraka ny Fandaharam-panabeazana ho an’ny Tanora ary sehatra hitondran’ny olon-dehibe ny anjara-birikiny amin’ny fampivelarana hatrany ny zatovo sy ny tanora ato amin’ny MTEM."

Fitsipika anaty TPTEM
and 1

Ny MTEM Mpanazava sy Tily eto MAdagasikara dia manana ny sehatra ivondronan ireo mpanofana sy mpanofana mpanampy, miantoka ny famolavolana sy fanataterahana ny fanofanana eo anivon ny fikambanana.

Sata MTEM art. 47

Regarder video

Gazety Famaky

Famaky lah 006

Hamaky FAMAKY LAH  006[...]

Famaky lah 005

Hamaky FAMAKY LAH  005[...]

Famaky lah 004

Hamaky FAMAKY LAH  004[...]

Famaky lah 003

Hamaky FAMAKY LAH  003[...]

Famaky lah 002

Hamaky FAMAKY LAH  002[...]

Famaky lah 001

Hamaky FAMAKY LAH  001[...]

Famaky lah 000

Hamaky FAMAKY LAH  000[...]

Vaovao

Ireo Mpikambana

Mpitsidika
0 Nangataka iditra
70 Isan'ny mpikambana

Mambran'ny birao

Image

Rakotomavo Tsiory

Filohan'ny taripanofanana nasionaly

Image

Razafindrabe Justin Akomba mazoto

Filoha Mpanampy Sampana maitso

Image

Ravaorinoro Lea

Filoha Mpanampy Sampana mavo


Fifandraisana

Fifandraisana

  • Foyer des jeunes Atsahamanitra,
    Bp 771 tana
  • +261 32 04 273 26
  • tptemcomm@gmail.com
  • www.scout-tptem.org

Handefa hafatra